Chers clients
Dans cette épreuve de pandémie du Corona Virus qui touche actuellement Madagascar, soucieux du meilleur pour ses clients, la SIPEM Banque reste à vos cotés et vous offre toujours son accompagnement dans vos activités.
Pour vos besoins ,nous vous invitons à prendre contact avec votre Charge de clientèle auprès de votre agence habituelle.
Nos remerciements
Ry Mpanjifahajaina,
Manoloana ny fotoan-tsarotra aterakin'ny valan-aretina Corona Virus eto Madagasikara dia eo akaikinao ary manohana anao hatrany ny SIPEM Banque amin'ny asa fihariana izay ataonao.
Koa manatona mivantana ny Mpiandraikitra ny kaontinao eny amin'ny masoivoho mahazatra.